Psalms 60:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa notoloranao faneva ny matahotra Anao mba hatsangany noho ny fahamarinana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nampihorohoro ny tany Ianao, nandrotika azy, dia amboary ny banga aminy fa mihozongozona izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nohozongozoninao ny tany ka nitresaka; amboary re izy fa nisy nihotsaka.
Malagasy Bible 1865
Efa notoloranao faneva ny matahotra Anao, hatsangany noho ny fahamarinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa notoloranao faneva ny matahotra Anao mba hatsangany noho ny fahamarinana.
malagasy
Efa notoloranao faneva ny matahotra Anao, hatsangany noho ny fahamarinana.