Psalms 60:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mba hahafahan’ny malalanao dia vonjeo amin’ny tananao ankavanana aho ka valio!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nasianao fizahan-toetra sarotra ny vahoakanao, nampisotroinao divay mahafanina izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataonao nahita ny mafy ilay vahoakanao ary nampisotroinao divay mahafanina.
Malagasy Bible 1865
Mba hahafahan'ny malalanao, dia vonjeo amin'ny tananao ankavanana aho, ka valio.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mba hahafahan’ny malalanao dia vonjeo amin’ny tananao ankavanana aho ka valio!
malagasy
Mba hahafahan'ny malalanao, dia vonjeo amin'ny tananao ankavanana aho, ka valio.