Psalms 60:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra niteny tamin’ny fahamasinany hoe: Handresy Aho ka hizara an’i Sekema ary ny lohasahan’i Sokota dia horefesiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanefa nomenao faneva ireo matahotra Anao, hitsanganan’io noho ny fahamarinanao. - - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Faneva manainga handositra no natsanganao mba ho lavitra ny tsipîka ireo mpanaja Anao. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra niteny tamin'ny fahamasinany hoe: hifaly Aho ka hizara an'i Sekema; ary ny lohasahan'i Sokota horefesiko;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra niteny tamin’ny fahamasinany hoe: Handresy Aho ka hizara an’i Sekema ary ny lohasahan’i Sokota dia horefesiko.
malagasy
Andriamanitra niteny tamin'ny fahamasinany hoe: hifaly Aho ka hizara an'i Sekema; ary ny lohasahan'i Sokota horefesiko;