Psalms 60:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ahy i Gileada, Ahy koa i Manase; aron’ny lohako i Efraima; tehim-panjakako i Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mba hahafahan’ny malalanao dia vonjeo amin’ny tananao ankavanana ary henoy ny hatako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vonjeo amin’ny herinao izahay ary valio vavaka, dia ho afaka fa vahoaka malalanao.
Malagasy Bible 1865
Ahy Gileada, Ahy koa Manase; ary aron'ny lohako Efraima tehim-panjakako Joda;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ahy i Gileada, Ahy koa i Manase; aron’ny lohako i Efraima; tehim-panjakako i Joda.
malagasy
Ahy Gileada, Ahy koa Manase; ary aron'ny lohako Efraima tehim-panjakako Joda;