Psalms 61:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Henoy ny fitarainako, Andriamanitra ô; atongilano ny sofinao amin’ny vavaka ataoko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho an’ny mpampianatra hira. Ampiarahina amin’ny zava-maneno tendrena. Nataon’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Hampiarahina amin’ny valiha. Nataon’i Davida.
Malagasy Bible 1865
Ho an'ny mpiventy hira. Hampiarahina amin'ny valiha. Nataon'i Davida. Henoy ny fitarainako, Andriamanitra ô; tandremo ny fivavako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Henoy ny fitarainako, Andriamanitra ô; atongilano ny sofinao amin’ny vavaka ataoko!
malagasy
[Fangatahan'ny mpanjaka efa nandositra, mba hampodin'Andriamanitra indray] Ho an'ny mpiventy hira. Hampiarahina amin'ny valiha. Nataon'i Davida. Henoy ny fitarainako, Andriamanitra ô; tandremo ny fivavako.