Psalms 61:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy atỳ am-paran’ny tany no iantsoako Anao fa reraka ny foko. Ento aho ho any amin’ny vatolampy izay avo loatra ka tsy tratrako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra ô, henoy ny fitarainako, mihainoa tsara ny fivavahako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, mba henoy ny tarainako, aoka ho tandrinao ny fivavako!
Malagasy Bible 1865
Any am-paran'ny tany no hiantsoako Anao raha reraka ny foko; ento aho ho any amin'ny vatolampy izay avo ka tsy tratro;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy atỳ am-paran’ny tany no iantsoako Anao fa reraka ny foko. Ento aho ho any amin’ny vatolampy izay avo loatra ka tsy tratrako.
malagasy
Any am-paran'ny tany no hiantsoako Anao raha reraka ny foko; ento aho ho any amin'ny vatolampy izay avo ka tsy tratro;