Psalms 61:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa fialofako Ianao ary tilikambo fiambenana mafy handosirako ny fahavalo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitaraina aminao aho atỳ am-paran’ny tany, ao anatin’ny fahorian’ny foko; ento any ambony vatolampy tsy azoko takarina aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lavitra ny fonenako sady reraka aho ka dia miantso vonjy aminao.
Malagasy Bible 1865
Fa aroko Hianao sy tilikambo mafy handosirako ny fahavalo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa fialofako Ianao ary tilikambo fiambenana mafy handosirako ny fahavalo.
malagasy
Fa aroko Hianao sy tilikambo mafy handosirako ny fahavalo.