Psalms 61:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Te hitoetra ao an-dainao mandrakizay aho ka hialoka ao ambanin’ny elatrao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Fialofako Ianao, Tilikambo mafy misakana ny fahavalo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao no fialofana ho ahy, tilikambo mafy anoloan’ny fahavalo.
Malagasy Bible 1865
Aoka hitoetra ao an-tranonao mandrakizay aho; aoka hialoka ao ambanin'ny fanomban'ny elatrao aho,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Te hitoetra ao an-dainao mandrakizay aho ka hialoka ao ambanin’ny elatrao.
malagasy
Aoka hitoetra ao an-tranonao mandrakizay aho; aoka hialoka ao ambanin'ny fanomban'ny elatrao aho,