Psalms 61:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Ianao, Andriamanitra ô, efa nandre ny voadiko; efa nomenao ahy ny lovan’izay matahotra ny anaranao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satriko ny monina mandrakizay ao an-dainao, mialoka ao ambanin’ny elatrao. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Te hitoetra ao an-tranonao mandrakizay aho, ka hialoka sy hiery eo ambany elatrao. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Fa Hianao, Andriamanitra ô efa nandre ny voadiko; efa nomenao ahy ny lovan'izay matahotra ny anaranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Ianao, Andriamanitra ô, efa nandre ny voadiko; efa nomenao ahy ny lovan’izay matahotra ny anaranao.
malagasy
Fa Hianao, Andriamanitra ô efa nandre ny voadiko; efa nomenao ahy ny lovan'izay matahotra ny anaranao.