Psalms 61:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Halavao ny andron’ny mpanjaka; aoka ny taonany hahatratra ny taranaka maro!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa manaiky ny faniriako Ianao, ry Andriamanitra: efa nomenao ahy ny lovan’ireo manaja ny Anaranao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa Ianao, Andriamanitra ô, mihaino ny voady izay ataoko sy manome an’ireo mpanaja Anao ny soa natokanao ho fananany.
Malagasy Bible 1865
Halavao ny andron'ny mpanjaka; aoka ny taonany hahatratra ny taranaka maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Halavao ny andron’ny mpanjaka; aoka ny taonany hahatratra ny taranaka maro!
malagasy
Halavao ny andron'ny mpanjaka; aoka ny taonany hahatratra ny taranaka maro.