Psalms 61:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hitoetra eo anatrehan’Andriamanitra mandrakizay izy! Famindrampo sy fahamarinana no tendreo hiaro azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampitomboy andro ny andron’ny mpanjaka, hihalava hatrany hatrany anie ny taonany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Omeo andro lava hiainany ny mpanjaka; ho arivo tratry ny taona anie izy!
Malagasy Bible 1865
Aoka hitoetra eo anatrehan'Andriamanitra mandrakizay izy; famindram-po sy fahamarinana no tendreo hiaro azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hitoetra eo anatrehan’Andriamanitra mandrakizay izy! Famindrampo sy fahamarinana no tendreo hiaro azy;
malagasy
Aoka hitoetra eo anatrehan'Andriamanitra mandrakizay izy; famindram-po sy fahamarinana no tendreo hiaro azy;Ka dia izany no hankalazako ny anaranao mandrakizay, mba hanefako isan'andro ny voadiko.