Psalms 61:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia izany no hankalazako ny anaranao mandrakizay mba hanefako isanandro ny voadiko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitoetra eo amin’ny seza fiandrianana mandrakizay anie izy eo anatrehan’Andriamanitra. Didio hiaro azy ny hatsaram-ponao amam-pahamarinanao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho mandrakizay eo anoloanao anie no hifehezany, Andriamanitra ô! Aoka hasainao hiaro azy ilay fitiavanao mahatoky!
Malagasy Bible 1865
Ka dia izany no hankalazako ny anaranao mandrakizay, mba hanefako isan'andro ny voadiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia izany no hankalazako ny anaranao mandrakizay mba hanefako isanandro ny voadiko!
malagasy
Ka dia izany no hankalazako ny anaranao mandrakizay, mba hanefako isan'andro ny voadiko.