Psalms 62:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indray mandeha no nitenenan’Andriamanitra; indroa no nandrenesako hoe: An’Andriamanitra ny hery.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza matoky ny fanovana an-keriny, ary aza miantehitra foana amin’izay fitohàna. Raha mitombo ny harenareo, aza miraiki-po amin’izany ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Aza mitoky amin’ny fanaovana an-keriny, aza miankina amin’ny fangalarana. Raha mitombo fananana ianareo, aza mba miraiki-po amin’izany.
Malagasy Bible 1865
Indray mandeha no nitenenan'Andriamanitra; indroa no nandrenesako hoe: an'Andriamanitra ny hery.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indray mandeha no nitenenan’Andriamanitra; indroa no nandrenesako hoe: An’Andriamanitra ny hery.
malagasy
Indray mandeha no nitenenan'Andriamanitra; indroa no nandrenesako hoe: an'Andriamanitra ny hery.Ary Anao koa, ry Tompo ô, ny famindram-po, fa Hianao no mamaly ny olona rehetra araka ny asany avy.