Psalms 62:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anao koa, Tompo ô, ny famindrampo, fa Ianao no mamaly ny olona rehetra araka ny asany avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa niteny indray mandeha Andriamanitra, na indroa, ka nahare aho: An’Andriamanitra ny fahefana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no tenin’Andriamanitra fandreko matetika: «Ahy ny hery!»
Malagasy Bible 1865
Ary Anao koa, ry Tompo ô, ny famindram-po, fa Hianao no mamaly ny olona rehetra araka ny asany avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anao koa, Tompo ô, ny famindrampo, fa Ianao no mamaly ny olona rehetra araka ny asany avy.
malagasy
Ary Anao koa, ry Tompo ô, ny famindram-po, fa Hianao no mamaly ny olona rehetra araka ny asany avy.