Psalms 62:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandra-pahoviana no hirohotanareo hamely olona sy handrodananareo rehetra azy toy ny manda mirona sy ny rova mihozongozona?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, Vatolampiko amam-pamonjena ahy Izy, Trano mimandako, ka tsy hangozohozo indrindra aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy irery no Vatolampy ahazoako famonjena, fiarovana avo ho ahy ka tsy hihontsona aho.
Malagasy Bible 1865
Mandra-pahoviana no hirohotanareo hamely olona sy handrodananareo rehetra azy toy ny manda mirona sy ny rova mihozongozona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandra-pahoviana no hirohotanareo hamely olona sy handrodananareo rehetra azy toy ny manda mirona sy ny rova mihozongozona?
malagasy
Mandra-pahoviana no hirohotanareo hamely olona sy handrodananareo rehetra azy toy ny manda mirona sy ny rova mihozongozona;