Psalms 62:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misaina hanongana azy hiala amin’ny toerany ambony ireny; lainga no ifaliany. Misaotra amin’ny vavany izy nefa manozona amin’ny fony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandra-pahoviana no hiantorahanareo amin’olona, mba hiarahanareo mandrodana azy, toy ny fandrodanana tamboho mitongilana, tahaka ny manda efa mihotsaka?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ianareo kosa, mandra-pahoviana no hifarimbona hamely olona ka hiara-mioko handrodana azy ho toa rindrina mirona sy fefy mikoa?
Malagasy Bible 1865
Misaina hanongana azy hiala amin'ny voninahiny ireny; lainga no ifaliany, misaotra amin'ny vavany izy, fa manozona amin'ny fony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misaina hanongana azy hiala amin’ny toerany ambony ireny; lainga no ifaliany. Misaotra amin’ny vavany izy nefa manozona amin’ny fony.
malagasy
Misaina hanongana azy hiala amin'ny voninahiny ireny; lainga no ifaliany, misaotra amin'ny vavany izy, fa manozona amin'ny fony.