Psalms 62:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miantombena amin’Andriamanitra tokoa ianao, ry fanahiko, fa Izy no antenaiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, mioko hanongana azy amin’ny fiamboniany izy ireo; mifaly amin’ny lainga izy, ny vavany misaotra, ny fony anefa manozona! - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny hany itadiavanareo hanongana azy dia satria izy manana toerana ambony. Fitaka no zavatra mba maminareo: am-bava mirary soa, fa am-po manozona. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Miantombena amin'Andriamanitra tokoa ianao, ry fanahiko; fa Izy no antenaiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miantombena amin’Andriamanitra tokoa ianao, ry fanahiko, fa Izy no antenaiko.
malagasy
Miantombena amin'Andriamanitra tokoa ianao, ry fanahiko; fa Izy no antenaiko.