Psalms 62:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra no iankinan’ny famonjena ahy sy ny voninahitro; ny vatolampiko mafy sy ny fialofako dia ao amin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, Vatolampiko amam-Pamonjena ahy Izy, Trano mimandako, ka tsy hangozohozo aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy irery no Vatolampy ahazoako famonjena, fiarovana avo ho ahy ka tsy hihontsona aho.
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra no iankinan'ny famonjena ahy sy ny voninahitro; ny vatolampiko mafy sy ny aroko dia ao amin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra no iankinan’ny famonjena ahy sy ny voninahitro; ny vatolampiko mafy sy ny fialofako dia ao amin’Andriamanitra.
malagasy
Andriamanitra no iankinan'ny famonjena ahy sy ny voninahitro; ny vatolampiko mafy sy ny aroko dia ao amin'Andriamanitra.