Psalms 62:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Matokia Azy mandrakariva ianareo, ry olona! Loary eo anatrehany ny fonareo! Andriamanitra no fialofana ho antsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra no iankinan’ny famonjena ahy amam-boninahitro. Amin’Andriamanitra ny vatolampin’ny heriko, ny fialofako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miankina amin’Andriamanitra ny famonjena ahy sy ny voninahitro; Andriamanitra no Vatolampy ianteherako mafy sy fialofako.
Malagasy Bible 1865
Matokia Azy mandrakariva ianareo, ry olona; loary eo anatrehany ny fonareo; Andriamanitra no aro ho antsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Matokia Azy mandrakariva ianareo, ry olona! Loary eo anatrehany ny fonareo! Andriamanitra no fialofana ho antsika.
malagasy
Matokia Azy mandrakariva ianareo, ry olona; loary eo anatrehany ny fonareo; Andriamanitra no aro ho antsika.