Psalms 62:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Entona fotsiny ny zanak’i Adama ary lainga ny zanak’olombelona; raha atao amin’ny mizana izy rehetra dia maivana noho ny entona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Matokia Azy mandrakariva, rey vahoaka; aborahy eo anatrehany ny fonareo; Andriamanitra no fialofantsika. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Matokia Azy lalandava, ry vahoakany, atosahy eo anoloany ny fiahianareo fa Izy Andriamanitra no fialofantsika. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Zava-poana tokoa ny ambany, ary lainga ny ambony; raha hatao amin'ny mizana izy, dia maivana; zava-poana mihitsy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Entona fotsiny ny zanak’i Adama ary lainga ny zanak’olombelona; raha atao amin’ny mizana izy rehetra dia maivana noho ny entona.
malagasy
Zava-poana tokoa ny ambany, ary lainga ny ambony; raha hatao amin'ny mizana izy, dia maivana; zava-poana mihitsy izy.