Psalms 63:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hatolotra ho amin’ny herin’ny sabatra izy; ho anjaran’ny amboahaolo izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izy ireo mitady hanala ny aiko kosa dia hidina ambanin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo olona mitady hahafaty ahy, aoka hiharan-doza tsy ampoizina ka hiditra amin’ny fonenan’ny maty, any amin’ny fanambanin’ny tany!
Malagasy Bible 1865
Hatolotra ho amin'ny herin'ny sabatra izy; ho anjaran'ny amboahaolo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hatolotra ho amin’ny herin’ny sabatra izy; ho anjaran’ny amboahaolo izy.
malagasy
Hatolotra ho amin'ny herin'ny sabatra izy; ho anjaran'ny amboahaolo izy.[volpa]Fa ny mpanjaka hifaly amin'Andriamanitra; ho ravoravo izay rehetra mianiana aminy; fa hakombona ny vavan'izay rehetra mandainga.