Psalms 63:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny mpanjaka dia hifaly amin’Andriamanitra; ho ravoravo izay rehetra mianiana aminy, fa hakombona ny vavan’izay rehetra mandainga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatolotra ho an’ny sabatra, ho rembin’ny amboahaolo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho afaka aina any an’ady anie izy ka ho anjara sakafon’ny amboadia!
Malagasy Bible 1865
Fa ny mpanjaka hifaly amin'Andriamanitra; ho ravoravo izay rehetra mianiana aminy; fa hakombona ny vavan'izay rehetra mandainga.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny mpanjaka dia hifaly amin’Andriamanitra; ho ravoravo izay rehetra mianiana aminy, fa hakombona ny vavan’izay rehetra mandainga.
malagasy
Fa ny mpanjaka hifaly amin'Andriamanitra; ho ravoravo izay rehetra mianiana aminy; fa hakombona ny vavan'izay rehetra mandainga.