Psalms 63:12 — Compare Translations
2 translations compared side by side
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hifaly amin’Andriamanitra ny mpanjaka; ho ravoravo izay rehetra mianiana aminy, satria hakombona ny vavan’ny mpandainga.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny mpanjaka kosa anie hifaly aminao, ry ilay Andriamanitra nampandresy azy! Ireo rehetra nanao fianianana ka nitonona Anao ho vavolombelona, aoka hifampiarahaba noho ny aminao satria voakombonao tsy ho afa-miteny ny vavan’ny olona mpandainga!