Psalms 63:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no ijereko Anao ao amin’ny fitoerana masina, mba hahitako ny herinao sy ny voninahitrao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra ô, Andriamanitro Ianao, mitady Anao aho hatramin’ny vao maraina; mangetaheta Anao ny fanahiko, manina Anao ny nofoko, ao amin’ny tany maina mangentana tsy misy rano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, Ianao no Andriamanitro; mitady fatratra Anao aho sy mangetaheta Anao. Maniry Anao ny tenako manontolo toy ny tany maina sy mangentana toy ny tany haraka mila rano.
Malagasy Bible 1865
Toy izany no nijereko Anao tao amin'ny fitoerana masina, hahitako ny herinao sy ny voninahitrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no ijereko Anao ao amin’ny fitoerana masina, mba hahitako ny herinao sy ny voninahitrao.
malagasy
Toy izany no nijereko Anao tao amin'ny fitoerana masina, hahitako ny herinao sy ny voninahitrao.