Psalms 63:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsara noho ny aina ny famindramponao; ny molotro dia hidera Anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany no nibanjinako Anao tao amin’ny fitoerana masina, mba hahitako ny Herinao amam-boninahitrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa enga anie ho afa-mibanjina Anao ao amin’ny Toeramasina aho mba hahitako ny hery amam-boninahitrao!
Malagasy Bible 1865
Fa tsara noho ny aina ny famindram-ponao; ny molotro hidera Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsara noho ny aina ny famindramponao; ny molotro dia hidera Anao.
malagasy
Fa tsara noho ny aina ny famindram-ponao; ny molotro hidera Anao.