Psalms 63:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no hisaorako Anao raha mbola velona koa aho; amin’ny anaranao no hanandratako ny tanako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsara lavitra noho ny aina ny fahasoavanao, ka aoka hiventy fankalazana Anao ny molotro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, hambarako ny fiderana Anao satria tsara noho ny aina ny fitiavanao;
Malagasy Bible 1865
Toy izany no hisaorako Anao, raha mbola velona koa aho; amin'ny anaranao no hanandratako ny tanako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no hisaorako Anao raha mbola velona koa aho; amin’ny anaranao no hanandratako ny tanako.
malagasy
Toy izany no hisaorako Anao, raha mbola velona koa aho; amin'ny anaranao no hanandratako ny tanako.