Psalms 63:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny voky tsoka sy tavy no hahavokisan’ny fanahiko ary amin’ny molotra ravoravo no hideran’ny vavako Anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hidera Anao amin’ny andro rehetra iainako aho, hanandra-tanana amin’ny Anaranao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
koa mandritra ny fiainako no hisaorako Anao. Hanandra-tanana aho rehefa manonona ny anaranao;
Malagasy Bible 1865
Toy ny voky tsoka sy tavy no hahavokisan'ny fanahiko; ary amin'ny molotra falifaly no hideran'ny vavako Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny voky tsoka sy tavy no hahavokisan’ny fanahiko ary amin’ny molotra ravoravo no hideran’ny vavako Anao.
malagasy
Toy ny voky tsoka sy tavy no hahavokisan'ny fanahiko; ary amin'ny molotra falifaly no hideran'ny vavako Anao.