Psalms 63:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa mahatsiaro Anao eo am-pandrianako aho dia mieritreritra Anao amin’ny fotoam-piambenana alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny voky tsoka sy ny matavy no ahavokisan’ny fanahiko, ka midera Anao ny vavako, amin’ny molotro falifaly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ho heni-tsoa toy ny voky sakafo tsara aho ka ho faly handredona hira fiderana Anao.
Malagasy Bible 1865
Raha mahatsiaro Anao eo am-pandriako aho, dia mieritreritra Anao amin'ny fiambenan'alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa mahatsiaro Anao eo am-pandrianako aho dia mieritreritra Anao amin’ny fotoam-piambenana alina.
malagasy
Raha mahatsiaro Anao eo am-pandriako aho, dia mieritreritra Anao amin'ny fiambenan'alina.