Psalms 63:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa famonjena ahy Ianao ary ao amin’ny aloky ny elatrao no hihobiako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mieritreritra Anao eo am-pandriako aho, dia any aminao ny saiko mandritra ny fiambenana alina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eo am-pandriana aho mahatsiahy Anao; tontolo alina, any aminao ny eritreritro
Malagasy Bible 1865
Fa efa namonjy ahy Hianao, ary ao ambanin'ny aloky ny elatrao no hihobiako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa famonjena ahy Ianao ary ao amin’ny aloky ny elatrao no hihobiako.
malagasy
Fa efa namonjy ahy Hianao, ary ao ambanin'ny aloky ny elatrao no hihobiako.