Psalms 63:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifikitra Aminao ny fanahiko; manohana ahy ny tananao ankavanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Ianao no vonjiko, ary eo ambanin’ny aloky ny elatrao no iravoravoako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria nombanao fitahiana hatrany aho ka mibitaka mialoka eo ambany elatrao.
Malagasy Bible 1865
Mifikitra amiko ny fanahiko; manohana ahy ny tananao ankavanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifikitra Aminao ny fanahiko; manohana ahy ny tananao ankavanana.
malagasy
Mifikitra amiko ny fanahiko; manohana ahy ny tananao ankavanana.