Psalms 63:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ireny dia mitady ny aiko ka mampidi-doza amin’ny tenany; hiditra any ambanin’ny tany izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tafaraikitra aminao ny fanahiko; manohana ahy ny Tananao ankavanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mifikitra aminao ny tenako manontolo, satria manohana ahy ny herinao.
Malagasy Bible 1865
Fa ireny dia mitady ny aiko ka mampidi-doza amin'ny tenany; hiditra any ambanin'ny tany izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ireny dia mitady ny aiko ka mampidi-doza amin’ny tenany; hiditra any ambanin’ny tany izy;
malagasy
Fa ireny dia mitady ny aiko ka mampidi-doza amin'ny tenany; hiditra any ambanin'ny tany izy;