Psalms 64:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Henoy ny feoko, raha mitaraina aho, Andriamanitra ô! Arovy ny aiko amin’ny tahotro ny fahavalo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho an’ny mpampianatra hira. Salamon’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Salamo nataon’i Davida.
Malagasy Bible 1865
Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'i Davida. Henoy ny feoko, raha mitaraina aho, Andriamanitra ô; arovy ny aiko amin'ny tahotro ny fahavalo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Henoy ny feoko, raha mitaraina aho, Andriamanitra ô! Arovy ny aiko amin’ny tahotro ny fahavalo!
malagasy
[Fiantsoana an'Andriamanitra hanafaka amin'ny fandrika amam-pitaka ataon'ny olona, sy fanambarana ny havaliny ireny] Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'i Davida. Henoy ny feoko, raha mitaraina aho, Andriamanitra ô; arovy ny aiko amin'ny tahotro ny fahavalo.