Psalms 64:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifaly amin’NY TOMPO ny marina ka mialoka Aminy; eny, hirehareha amin’izany ny mahitsy fo rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raiki-tahotra avokoa ny olona, ka manely laza ny nataon’Andriamanitra, fa fantany izay efa nataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitolagaga avokoa ny besinimaro ka manambara ny asan’Andriamanitra sady maka anatra avy amin’izany.
Malagasy Bible 1865
Mifaly amin'i Jehovah ny marina ka mialoka aminy; eny, mifaly tena ny mahitsy fo rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifaly amin’NY TOMPO ny marina ka mialoka Aminy; eny, hirehareha amin’izany ny mahitsy fo rehetra.
malagasy
Mifaly amin'i Jehovah ny marina ka mialoka aminy; eny, mifaly tena ny mahitsy fo rehetra.