Psalms 64:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Afeno aho tsy ho azon’ny firaisan-tetiky ny ratsy fanahy sy ny fitabataban’ny mpanao ratsy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra ô, henoy ny feoko, raha mampandre ny fitarainako aho, arovy amin’ny fahavalo mampitahotra ahy ny aiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, mitaraina aminao aho ka henoy. Ny aiko mba arovy amin’ny fahavalo atahorako.
Malagasy Bible 1865
Afeno aho tsy ho azon'ny firaisan-tetiky ny ratsy fanahy,sy ny fitabataban'ny mpanao ratsy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Afeno aho tsy ho azon’ny firaisan-tetiky ny ratsy fanahy sy ny fitabataban’ny mpanao ratsy
malagasy
Afeno aho tsy ho azon'ny firaisan-tetiky ny ratsy fanahy,sy ny fitabataban'ny mpanao ratsy,