Psalms 64:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay mandranitra ny lelany ho tahaka ny sabatra ka mikendry handefa ny zana-tsipìkany, dia teny mangidy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fefeo aho, tsy ho azon’ny firaisan-tetiky ny mpanao ratsy, tsy ho azon’ny andian’olon-dratsy efa misafoaka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Afeno aho tsy ho azon’ny olon-dratsy mioko na ho voan’ny mpanao heloka miray tetika.
Malagasy Bible 1865
Izay mandranitra ny lelany ho tahaka ny sabatra, ka mikendry handefa ny zana-tsipìkany, dia teny mangidy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay mandranitra ny lelany ho tahaka ny sabatra ka mikendry handefa ny zana-tsipìkany, dia teny mangidy,
malagasy
Izay mandranitra ny lelany ho tahaka ny sabatra, ka mikendry handefa ny zana-tsipìkany, dia teny mangidy.