Psalms 64:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hitifirany mangingina ny mahitsy fo; mitifitra azy tampoka izy ka tsy matahotra akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay manasa ny lelany toy ny sabatra, izay manamboatra ny zana-tsipìkany - izay teny mangidy -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ranitiny ho toa sabatra ny lelany, teny mandratra no zana-tsipîka alefany;
Malagasy Bible 1865
Mba hitifitra mangingina ny mahitsy; mitifitra azy tampoka izy ka tsy matahotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hitifirany mangingina ny mahitsy fo; mitifitra azy tampoka izy ka tsy matahotra akory.
malagasy
Mba hitifitra mangingina ny mahitsy; mitifitra azy tampoka izy ka tsy matahotra.