Psalms 64:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifampirisika amin’ny teti-dratsiny izy; mifampitaona hanao fandri-totofana izy ka miteny hoe: Iza no hahita izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
handefasany azy an-katakonana hitifitra ny tsy manan-tsiny; alefany hamelezany azy tampoka, tsy manan-tahotra akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
miafina izy mikendry ny olo-mahitsy, dia mitifitra tampoka, tsy miahotrahotra.
Malagasy Bible 1865
Hamafiny ny hevi-dratsiny; mifampitaona hanao fandri-totofana izy ka manao hoe: iza no hahita izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifampirisika amin’ny teti-dratsiny izy; mifampitaona hanao fandri-totofana izy ka miteny hoe: Iza no hahita izany?
malagasy
Hamafiny ny hevi-dratsiny; mifampitaona hanao fandri-totofana izy ka manao hoe: iza no hahita izany?