Psalms 64:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamorona teti-dratsy izy: Efa vonona izao ny tetika! Hady lalina ny ao anatin’ny olombelona, dia ny fony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihombo mafy amin’ny hevi-dratsiny izy; mifanolo-tsaina hamela-pandrika izy; ka manao hoe: «Iza moa no hahita izany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mifampirisika izy hanao ratsy mifampidinika hamela-pandrika ka manao hoe: «Zovy no hahita antsika?»
Malagasy Bible 1865
Manao saim-petsy izy; omaniny tsara ny sain-dalina voaheviny; lalina ny ao anatin'ny olombelona, dia ny fony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamorona teti-dratsy izy: Efa vonona izao ny tetika! Hady lalina ny ao anatin’ny olombelona, dia ny fony.
malagasy
Manao saim-petsy izy; omaniny tsara ny sain-dalina voaheviny; lalina ny ao anatin'ny olombelona, dia ny fony.