Psalms 64:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitifitra azy amin’ny zana-tsipìka anefa Andriamanitra; tampoka toy ny fiantefan’ny zana-tsipìka no fahavoazany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy misaina afa-tsy heloka be vava izy: «Vonona isika, hoy izy, vita tsara ny tetik’ady.» Lalina ny ao anatin’ny olombelona sy ny fony!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia ampiadîny eo ny teti-dratsiny: «Tomombana tsara ny paikantsika, hoy izy. Tsy hay fantarina ny ao am-pon’olombelona!»
Malagasy Bible 1865
Mitifitra azy Andriamanitra; tampoka toy ny fiantefan'ny zana-tsipìka no fahavoazany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitifitra azy amin’ny zana-tsipìka anefa Andriamanitra; tampoka toy ny fiantefan’ny zana-tsipìka no fahavoazany.
malagasy
Mitifitra azy Andriamanitra; tampoka toy ny fiantefan'ny zana-tsipìka no fahavoazany.