Psalms 64:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Apotrany izy ka ny lelany ihany no nahasingotra azy; mihifikifi-doha izay rehetra mahita azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo kosa nolefasan’Andrimanitra ny zana-tsipìkany izy ireo, ka indreo izy maratra tampoka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indreo kosa izy tifirin’Andriamanitra ka voan’ny zana-tsipîka tampotampoka.
Malagasy Bible 1865
Apotrany izy ka voasingotra ny lelany ihany; mandositra izay rehetra mahita azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Apotrany izy ka ny lelany ihany no nahasingotra azy; mihifikifi-doha izay rehetra mahita azy.
malagasy
Apotrany izy ka voasingotra ny lelany ihany; mandositra izay rehetra mahita azy.[Na: Mihifikifi-doha]