Psalms 64:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia matahotra ny olona rehetra ka manambara ny asan’Andriamanitra sady mandinika tsara ny ataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Azera amin’ny tany izy, voatsingidin’ny vava nalefany izy. Mihifikifi-doha avokoa izay mahita azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tenin’ireo ihany no mifotitra aminy; izay rehetra mahita azy, dia mihifi-doha.
Malagasy Bible 1865
Dia matahotra ny olona rehetra ka manambara ny ataon'Andriamanitra sady mandinika tsara ny asany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia matahotra ny olona rehetra ka manambara ny asan’Andriamanitra sady mandinika tsara ny ataony.
malagasy
Dia matahotra ny olona rehetra ka manambara ny ataon'Andriamanitra sady mandinika tsara ny asany.Mifaly amin'i Jehovah ny marina ka mialoka aminy; eny, mifaly tena ny mahitsy fo rehetra.