Psalms 65:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahampoka ny tany voaasa Ianao ka mampiravona azy; ranonorana mivatravatra no amontosanao azy; mitahy ny fitsimohany Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manampy ny tany Ianao, mba hahazina azy, fenoinao harena izy. Feno rano ny loharanon’Andriamanitra, raha lonahinao toy izany ny tany, dia vary no omaninao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tompo ô, miahy ny tany Ianao, manondraka azy amin’ora-mikija ka mahatonga azy ho vokatra tokoa. Ilay reniranonao, Andriamanitra ô, dia tondraka midibadiba hatrany. Vary ho an’ny olona no omaninao ka toy izao no fikolokoloanao ny tany:
Malagasy Bible 1865
Mahampoka ny tany voasa Hianao ka mampiravona azy; ranonorana mivatravatra no amontosanao azy; mitahy ny fitsimohany Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahampoka ny tany voaasa Ianao ka mampiravona azy; ranonorana mivatravatra no amontosanao azy; mitahy ny fitsimohany Ianao.
malagasy
Mahampoka ny tany voasa Hianao ka mampiravona azy; ranonorana mivatravatra no amontosanao azy; mitahy ny fitsimohany Hianao.