Psalms 65:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satrohanao voninahitra ny taonan’ny fitahianao; ny dianao dia mitete menaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manondraka ny tany voaasa Ianao, mandravona ny baingany, manalemy azy amin’ny tandrifin-drahona, mitahy ny fitsimohany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny soritr’asa ataonao ampo-drano ny bainga motahinao sy aravonao; oram-batravatra no amontosanao azy ka ombànao fitahiana ny tsirim-bary.
Malagasy Bible 1865
Satrohanao voninahitra ny taona fitahianao; ary ny dianao mitete menaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satrohanao voninahitra ny taonan’ny fitahianao; ny dianao dia mitete menaka.
malagasy
Satrohanao voninahitra ny taona fitahianao; ary ny dianao mitete menaka.