Psalms 65:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vonton-drano ny fiandrasana ondry any an-tany efitra ary misikina fifaliana ny havoana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny taona dia ataonao feno ny fanasoavanao tafahoatra; mitsororoka ny menaka amin’ny Dianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia zava-tsoa no toa fehiloha izay asatrokao ny taona; ka fahavokarana mitafotafo no amin’izay andalovanao.
Malagasy Bible 1865
Vonton-drano ny fiandrasana ondry any an-efitra, ary misikina fifaliana ny havoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vonton-drano ny fiandrasana ondry any an-tany efitra ary misikina fifaliana ny havoana.
malagasy
Vonton-drano ny fiandrasana ondry any an-efitra, ary misikina fifaliana ny havoana.Rakotra ondry ny saha; ary voasarona vary ny lohasaha: mihoby izy, eny, mihira koa.