Psalms 65:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rakotra ondry ny saha ary voasarona vary ny lohasaha: Mihoby izy; eny, mihira koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vonton-drano ny tanimbolinao any an’efitra; miravaka hafaliana ny havoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maitso mavana ny ahitra an-tanety, ka feno fifaliana ny havoana;
Malagasy Bible 1865
Rakotra ondry ny saha; ary voasarona vary ny lohasaha: mihoby izy, eny, mihira koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rakotra ondry ny saha ary voasarona vary ny lohasaha: Mihoby izy; eny, mihira koa.
malagasy
Rakotra ondry ny saha; ary voasarona vary ny lohasaha: mihoby izy, eny, mihira koa.