Psalms 65:14 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rakotra biby fiompy ny tanim-bilona, miravaka salohim-bary ny lohasaha, mifaly sy mihira ny zavatra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rakotra ondry aman’osy ny tanimbilona, ary voasarom-bary ny lohasaha ka manako ny hoby sy ny hira ho Anao.