Psalms 65:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry Mpihaino vavaka ô, Ianao no hohatonin’ny nofo rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao no mendrika hoderaina, ry Andriamanitra, any Siôna, ho an’ny voninahitrao no anefan’ny olona voady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry Andriamanitra monina ao Tsiôna ô, mendrika hoderaina Ianao sy hanefana ny voady natao.
Malagasy Bible 1865
Ry Mpihaino vavaka ô, Hianao no hohatonin'ny nofo rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry Mpihaino vavaka ô, Ianao no hohatonin’ny nofo rehetra.
malagasy
Ry Mpihaino vavaka ô, Hianao no hohatonin'ny nofo rehetra.