Psalms 65:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zava-mahameloka ahy dia mihoatra noho izay zakako; nefa Ianao no mamela ny fahadisoanay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao, izay mihaino ny fivavahana, dia mankaminao ny olona rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria mpihaino vavaka Ianao, dia hatonin’ny olona rehetra
Malagasy Bible 1865
Ny zava-mahameloka ahy dia mihoatra noho izay zakako; nefa Hianao no mamela ny fahadisoanay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zava-mahameloka ahy dia mihoatra noho izay zakako; nefa Ianao no mamela ny fahadisoanay.
malagasy
Ny zava-mahameloka ahy dia mihoatra noho izay zakako; nefa Hianao no mamela ny fahadisoanay.