Psalms 65:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra izay fidinao sy ampanatoninao mba hitoetra eo an-kianjanao! Ho voky ny zava-tsoa ao amin’ny tranonao izahay, dia ny zava-masina ao amin’ny tempolinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsindrian-keloka miavosa aho ity; Ianao no mamela ny hadisoanay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
samy vesaran’ny heloka vitany. Ny hadisoanay tsy zakanay; Ianao kosa no mikosoka azy.
Malagasy Bible 1865
Sambatra izay fidinao ka ampanatoninao hitoetra eo an-kianjanao; Te-ho voky ny zava-tsoa ao amin'ny tranonao izahay dia ny zava-masina ao amin'ny tempolinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra izay fidinao sy ampanatoninao mba hitoetra eo an-kianjanao! Ho voky ny zava-tsoa ao amin’ny tranonao izahay, dia ny zava-masina ao amin’ny tempolinao.
malagasy