Psalms 65:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Zava-mahatahotra no ataonao amin’ny fahamarinana ho valin’ny vavakay, ry Andriamanitry ny famonjena anay ô, ry tokin’ny faran’ny tany rehetra sy ny ranomasina eny lavitra eny!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra ny olona fidinao sy raisinao ho akaikinao, mba honina ao an-kianjanao! Enga anie izahay ka hivoky ny zava-tsoa ao an-tranonao, dia ao an-tempolinao masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra ny olona izay voafidinao ka asainao honina ao an-kianjanao! Hamoky anay ny zava-tsoan’ny tranonao, dia ny zava-masin’ny tempolinao.
Malagasy Bible 1865
Zava-mahatahotra no ataonao amin'ny fahamarinana ho valin'ny vavakay, ry Andriamanitry ny famonjena anay ô, ry tokin'ny faran'ny tany rehetra sy ny ranomasina eny lavitra eny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Zava-mahatahotra no ataonao amin’ny fahamarinana ho valin’ny vavakay, ry Andriamanitry ny famonjena anay ô, ry tokin’ny faran’ny tany rehetra sy ny ranomasina eny lavitra eny!
malagasy
Zava-mahatahotra no ataonao amin'ny fahamarinana ho valin'ny vavakay, ry Andriamanitry ny famonjena anay ô, ry tokin'ny faran'ny tany rehetra sy ny ranomasina eny lavitra eny.